Titre : |
NY FOMBA FIFORONAN'NY FANJAKANA TETO MADAGASIKARA : IREO FANJAKANA 4 LEHIBE NISY TETO MADAGASIKARA |
Type de document : |
document multimédia |
Année de publication : |
2024 |
Importance : |
Faharetany: 20' |
Format : |
Tohana pedagojika vaky heno |
Accompagnement : |
Casque audio, ordinateur , smartphone |
Note générale : |
Mifantoka amin'ny fepetra niforonan'ny fanjakana teto Madagasikara ity raki-peo ity. Manoritsoritra ireo mason-tsivana, tsanganana mahakasika ny toerana, mpanjaka ary ny rafitra nisy fahagola teto Madagasikara nn resahana eto. Ahafahan'ny mpianatra manao tombana ny fahalalany mahakasika ny lesona momban'ny fanjakana teto Madagasikara. |
Langues : |
Malgache (mlg) Langues originales : Malgache (mlg) |
Catégories : |
CYCLE PRIMAIRE:T5:Tantara
|
Mots-clés : |
"razam-be","Foko", "Fanjakana", "fifanafihana", "mpanjaka"," Sakalava","Bestimisaraka","Betsileo", "Merina" |
Index. décimale : |
900 Histoire géographie |
Résumé : |
Fitambaran'ny foko maromaro no nanome ny fanjakana. Misy fepetra manokana sy rafitra vaovao nampiavaka io fiforonan'ny fanjakana io teto Madagasikara. Anisan'ny fanjakana lehibe tamin'izany ny Fanjakana Sakalava,Betsimisaraka, Merina Betsileo. |
Note de contenu : |
Sehom-pampianarana mamintina ny fifindran'ny foko mankany amin'ny fanjakana no resahana ato. Misy mason-tsivana sy tsanganana iombonana mamaritra ny fanjakana lehibe anankiray. |
Difficulté : |
Moyen |
Public cible : |
Elève |
Préréquis : |
Ny vanim-potoana fahafoko teto Madagasikara |
Nature de contenu : |
Tohana ara-pedagojika vaky haino |
Tranche d'âge : |
8-11 ans |
Permalink : |
https://hay.education.mg/opac_css/index.php?lvl=notice_display&id=417 |