Titre : |
ANTONY NAHATONGA NY FANJANAHANTANY TETO MADAGASIKARA |
Type de document : |
document multimédia |
Année de publication : |
2024 |
Importance : |
Faharetany: ' |
Format : |
Tohana pedagojika vaky heno |
Accompagnement : |
Ordinateur, tablette |
Note générale : |
Ity raki-peo ity dia natao hanamafisana ny votoatin-desona mahakasika ny antony nahatoga na'i Madagasikara ho lasa zanatany Frantsay. Manampy ny mpianatra hanao tombana ihany koa ny famaliana ireo fanontaniana ao anatin'ity sehom-pampianarana fohy ity. |
Langues : |
Malgache (mlg) Langues originales : Malgache (mlg) |
Catégories : |
CYCLE PRIMAIRE:T5:Tantara
|
Mots-clés : |
"Ranavalona III", "Rainilaiarivony", "Frantsa", "Angletera", "fanjanahantany","tafika malagasy", "akora fototra"," harena an-kibontany"," 1896" |
Index. décimale : |
900 Histoire géographie |
Résumé : |
Tamin'ny vanim-potoana nanjakan-dRanavalona faha III no lasa zanatany i Madagasikara. Samy nifaninana teto ny firenena anglisy sy frantsay nahatsikaritra ny fahabetsahan'ny harena an-kibon-tany sy ny fahafahana mamokatra akora fototra sy vokatra maro. Ankoatr'izay dia tena "stratejika" ihany koa ny toerana misy ny nosy Madagasikara teto @ ranomasim-be indianina satria manamora ny fivezivezena sy fitaterana ny vokatra any ivelany.Na dia niezaka hanohitra ary ny fitondrana notarihin-dRainilaiarivony dia resy nohon'ny fahalemen'ny tafika Malagasy. |
Note de contenu : |
Mitanisa ireo antony avy any ivelany sy antony anatiny nahatonga ny fahaverezan'ny fahaleovan-tena Malagasy ity raki-peo ity: ankoatran'ny tsy fahalemen'ny ara-tafika nandritry ny fitondran-dRainilaiarivony dia nisy filàna fototra ara-toe-karena ihany koa nanosika ny frantsay sy ny anglisy hiady hitrandraka ny harena nisy teto Madagasikara. |
Difficulté : |
Moyen |
Public cible : |
Elève |
Préréquis : |
Ireo olana ara-toekarena, ara-tsosialy sy ara-tafika nisy nandritry ny fitondran-dRainilaiarivony sy ny Mpanjaka Ranavalona III teto Madagasikara |
Nature de contenu : |
Tohana ara-pedagojika vaky haino |
Tranche d'âge : |
8-11 ans |
Permalink : |
https://hay.education.mg/opac_css/index.php?lvl=notice_display&id=416 |