Titre : |
FIANTRAIKAN'NY FANJANAHAN-TANY TETO MADAGASIKARA : Lafin'ny toe-karena sy ny sosialy |
Type de document : |
document multimédia |
Année de publication : |
2024 |
Importance : |
Faharetany: 13' |
Format : |
Tohana pedagojika vaky heno |
Accompagnement : |
Ordinateur, tablette |
Note générale : |
Tohana ara-pedagojika vaky haino natao hanampy ny mpianatra amin'ny fanamafisana ny lesona tantara ianarana ao amin'ny kilasy taona fahadimy ny votyoatin'ity raki-peo ity.Misongadina ao ireo fiantraikan'ny rafitra fanjanahantany teo amin'ny lafin'ny tpoe-karena sy ny sosialy.Ahafahan'izy ireo manao tombana ihany koa ny fihainoana ity raki-peo ity hatramin'ny farany. |
Langues : |
Malgache (mlg) Langues originales : Malgache (mlg) |
Catégories : |
CYCLE PRIMAIRE:T5:Tantara
|
Mots-clés : |
"Tsy fitovian-tsaranga","indigènes na vahoaka maro an'isa","nationalité française", "sekoly frantsay", "sekoly vahoaka malagasy", "soatoavina","fomba amam-panao","fanindraindrana", "tany midadasika" |
Index. décimale : |
900 Histoire géographie |
Résumé : |
Nihena ireo velarantany lonaka sy mahavokatra satria nobodoin'ireo mpanjanaka, teraka ny tsy fitovian-tsaranga teo amin'ny samy Malagasy ("citoyens français" et indigènes): samy hafa ny Sekoly, ny fiteny ,ny sata mifehy. Very ireo fomba amam-panao teo amin'ny fiaraha-monina fahagola,niova ny toe-tsaina sy ny soatoavina. Hita taratra teo amin'ny fomba fitafy, fihetsika sy fiteny ary nihatakona ny fihavanana. |
Note de contenu : |
Ireo fatiantoka ara-toe-karena toy ny fahaverezan'ireo tany lonaka midadasika, ny fahapotehan'ny soa-toavina, ny toe-tsaina nisy teo amin'ny fiaraha-monina Malagasy ary ny tarazo ratsy teo amin'ny lafin'ny fanabeazana napetraky ny vahiny mpanjanaka tamin'izany. |
Difficulté : |
Moyen |
Public cible : |
Elève |
Préréquis : |
Rafitra ara-toekarena sy sosialy teto Madagasikara nandritry ny fanjanahantany |
Nature de contenu : |
Tohana ara-pedagojika vaky haino |
Tranche d'âge : |
8-11 ans |
Permalink : |
https://hay.education.mg/opac_css/index.php?lvl=notice_display&id=415 |