Titre : |
IREO ZAVA-BITAN'NY MPANJANAKA : FAMBOLENA SY FAMOKARANA VOLY FANODINA ARY NY FITATERANA |
Type de document : |
document multimédia |
Année de publication : |
2024 |
Importance : |
Faharetany: 13' |
Format : |
Tohana pedagojika vaky heno |
Accompagnement : |
ordinateur, tablette |
Note générale : |
Mitantara fohy ny toetoetry ny toe-karena sy ny lafiny sosialy nandritry ny fanjanahantany ity tohana ara-pedagojika ity. Manamafy ny votoantin-desona tantara ao amin'ny kilasy taona fahadimy ary manampy ny mpianatra ny amin'ny fanaovana tombana. |
Langues : |
Malgache (mlg) Langues originales : Malgache (mlg) |
Catégories : |
CYCLE PRIMAIRE:T5:Tantara
|
Mots-clés : |
"Fanjanahantany","rafitra ara-toe-karena","rafitra ara-sosialy","famokarana", "fambolena", "fitaterana", "voly fanodina", "voly fanondrana","seranan-tsambo"," seranam-piaramanidina", "làlana","tetezana", "trano fitsaboana sy fanaovam-baksiny", "sekoly","tany lonaka". |
Index. décimale : |
900 Histoire géographie |
Résumé : |
Nahazo vahana ny famokarana voly fanodina sy fanondrana,nibahan-toerana ny fanaovana foto-drafitr'asa fitaterana, sekoly sy trano fitsaboana maro no naorina. Nitarina ireo velaran-tany lonaka sy mahavokatra mba ahafahana manabe voho ny fanondranana any ivelany. |
Note de contenu : |
Resahana ato ireo fepetra rehetra noraisin'ny mpanjanaka mahakasika ny lafiny toe-karena sy ny sosialy.Anisan'ny sahanasa nisongadina tamin'izany fotoana izany ny fanondranana vokatra any ivelany, ny fanamboarana foto-drafitr'asa, ny fampitomboana ny velaran-tany famokarana. |
Difficulté : |
Moyen |
Public cible : |
Elève |
Préréquis : |
Ireo anton'ny nahatonga ny fanjanahan-tany |
Nature de contenu : |
Tohana pedagojika vaky haino |
Tranche d'âge : |
8-11 ans |
Permalink : |
https://hay.education.mg/opac_css/index.php?lvl=notice_display&id=414 |