Titre : |
ANJARA ASAN'NY TSIRAIRAY AMIN'NY FIAROVANA NY VAKOKA IRAISAM-PIRENENA : IREO TETIK'ASA MAMPIVELATRA NY FIAROVANA NY VAKOKA IRAISAM-PIRENENA |
Type de document : |
document multimédia |
Année de publication : |
2024 |
Importance : |
Faharetana: 16' |
Format : |
Vaky haino |
Accompagnement : |
tablette, ordinateur |
Note générale : |
Tohana vaky haino ara-pedagojika mifandraika amin'ny lesona mahakasika ny "vakoka iraisam-pirenena" ity.Natao hanamafisana ny farim-pahalalan'ny mpianatra ao amin'ny Kilasy taona fahadimy. |
Langues : |
Malgache (mlg) Langues originales : Malgache (mlg) |
Catégories : |
CYCLE PRIMAIRE:T5:Tantara
|
Mots-clés : |
"vakoka", "haren-tsaina", "fiarovana", "fikojana","lapan'Andafiavaratra" |
Index. décimale : |
900 Histoire géographie |
Résumé : |
Samy manana ny vakoka mampiavaka azy ny faritra tsirairay .Andraikitry ny olom-pirenena no miaro sy mikoja izany satria manabe voho ny fizahantany sady manamafy ny fananantsika hambo eo imason'izao tontolo izao. |
Note de contenu : |
Miresaka ireo fihetsika sy andraikitra mahakasika ny fikojàna sy fiarovana ny vakoka mirakitra ny haren-tsaina Malagasy ity sehom-pampianarana ity.Ahafahan'ny mpianatra manao tombana ihany koa izy mahakasika ireo votom-pahalalàna resahana momba io lohahevitra io. |
Difficulté : |
Moyen |
Public cible : |
Elève |
Préréquis : |
Ny atao hoe "vakoka", "vakoka iraisam-pirenena" |
Nature de contenu : |
Tohana ara-pedagojika vaky haino |
Tranche d'âge : |
8-11 ans |
Permalink : |
https://hay.education.mg/opac_css/index.php?lvl=notice_display&id=413 |