Titre : |
IREO HETSIKA FANOHERANA NY FANJANAHANTANY : Hetsika teto afovoan-tany nanoheranan n fanjanahantany (1895-1898) |
Type de document : |
document multimédia |
Année de publication : |
2024 |
Importance : |
Faharetany: 13' |
Format : |
Audio |
Langues : |
Malgache (mlg) Langues originales : Malgache (mlg) |
Catégories : |
CYCLE PRIMAIRE:T5:Tantara
|
Mots-clés : |
"Hetsika fanoherana","fikomiana" "fanjanahantany", "1895", "1898", "Menalamba", "Sadiavahy", "Rabezavana","Rainibetsimisaraka", "fitiavan-tanindrazana" |
Index. décimale : |
900 Histoire géographie |
Résumé : |
Nahery vaika ny fanoherana ny fanjanahantany teto anivon-tany. Anisan'izany ireo hetsika notanterahin'ny Menalamba sy ny Sadiavahy.Samy manana ny tanjony, ny mpikambany ary ny fisehony ireo fikomiana ireo. Anisan'izany ireo fikomiana notarihan'i RABEZAVANA sy RAINIBETSIMISARAKA. Nisy ny fahombiazana tao anatin'ny hetsika natao fa nisy kosa ny tsy fahombiazana nohon'ny antony maro samihafa. Marihina fa fitiavan-tanindrazana amin'ny ankapobeny no nanosika ireo mpitolona tamin'izany. |
Note de contenu : |
Ankapobeny dia mifototra amin'ny resaka fanoherana ny fanjanahantany nisy teto afovoan-tany ny votoantin'ity tohana ara-pedagojika vaky haino ity. Natao indrindra hanamafisana ireo fahalalàn'ny mpianatra ao amin'ny taona faha-dimy izy io ary misy tombana ihany koa any amin'ny fiafaran'ny sehom-pampianarana raketiny. |
Difficulté : |
Facile |
Public cible : |
Elève |
Préréquis : |
Fanjanahantany, Ireo antony nahatonga ny fanjanahantany |
Nature de contenu : |
Tohana ara-pedagojika vaky haino |
Tranche d'âge : |
8-11 ans |
Permalink : |
https://hay.education.mg/opac_css/index.php?lvl=notice_display&id=412 |