Catégorie ZAVA-KENDREN’NY FANDAHARAM-PIBEAZANA
![]()
Commentaire :
ZAVA-KENDREN’NY FANDAHARAM-PIBEAZANA
Ny zava-kendren’ny fandaharam-pibeazana dia hampiroborobo ny fahalalan’ny mpianatra amin’ny alalan’ireto fahaiza-manao ireto : • mihaino sy mahazo ny teny malagasy, mifanerasera malalaka eo anivon’ny fiarahamonina misy azy, mamaky teny sy manoratra manaja ny tsipelina sy ny fitsipi-panoratana ny teny malagasy ; • mampiasa voambolana mifanaraka amin’ny fahalalana ananany hoenti-mandinika ny tontolo amin’ny fomba fijery hafa sy vaovao; • mamantatra sy mitia ny literatiora am-bava sy an-tsoratra hitany eo amin’ny fiarahamonina misy azy; • mampivoatra ny toetra amam-pihetsika tsara manoloana, ny fifandraisana sy ny fomba amam-panao; • mampivelatra ny sainy amin'ny fandraisana ho harena ny fahasamihafana amin’ny fiteny sy ny kolontsaina isam-paritra.. |
Documents disponibles dans cette catégorie (0)
catégorie vide