Catégorie Tantara
![]() |
Documents disponibles dans cette catégorie (6)



Titre : ANJARA ASAN'NY TSIRAIRAY AMIN'NY FIAROVANA NY VAKOKA IRAISAM-PIRENENA : IREO TETIK'ASA MAMPIVELATRA NY FIAROVANA NY VAKOKA IRAISAM-PIRENENA Type de document : document multimédia Année de publication : 2024 Importance : Faharetana: 16' Format : Vaky haino Accompagnement : tablette, ordinateur Note générale : Tohana vaky haino ara-pedagojika mifandraika amin'ny lesona mahakasika ny "vakoka iraisam-pirenena" ity.Natao hanamafisana ny farim-pahalalan'ny mpianatra ao amin'ny Kilasy taona fahadimy. Langues : Malgache (mlg) Langues originales : Malgache (mlg) Catégories : CYCLE PRIMAIRE:T5:Tantara Mots-clés : "vakoka", "haren-tsaina", "fiarovana", "fikojana","lapan'Andafiavaratra" Index. décimale : 900 Histoire géographie Résumé : Samy manana ny vakoka mampiavaka azy ny faritra tsirairay .Andraikitry ny olom-pirenena no miaro sy mikoja izany satria manabe voho ny fizahantany sady manamafy ny fananantsika hambo eo imason'izao tontolo izao. Note de contenu : Miresaka ireo fihetsika sy andraikitra mahakasika ny fikojàna sy fiarovana ny vakoka mirakitra ny haren-tsaina Malagasy ity sehom-pampianarana ity.Ahafahan'ny mpianatra manao tombana ihany koa izy mahakasika ireo votom-pahalalàna resahana momba io lohahevitra io. Difficulté : Moyen Public cible : Elève Préréquis : Ny atao hoe "vakoka", "vakoka iraisam-pirenena" Nature de contenu : Tohana ara-pedagojika vaky haino Tranche d'âge : 8-11 ans Permalink : https://hay.education.mg/opac_css/index.php?lvl=notice_display&id=413 Documents numériques
![]()
-x-x-x-x-Fichier son mp3Aucun avis, veuillez vous identifier pour ajouter le vôtre !
Titre : ANTONY NAHATONGA NY FANJANAHANTANY TETO MADAGASIKARA Type de document : document multimédia Année de publication : 2024 Importance : Faharetany: ' Format : Tohana pedagojika vaky heno Accompagnement : Ordinateur, tablette Note générale : Ity raki-peo ity dia natao hanamafisana ny votoatin-desona mahakasika ny antony nahatoga na'i Madagasikara ho lasa zanatany Frantsay. Manampy ny mpianatra hanao tombana ihany koa ny famaliana ireo fanontaniana ao anatin'ity sehom-pampianarana fohy ity. Langues : Malgache (mlg) Langues originales : Malgache (mlg) Catégories : CYCLE PRIMAIRE:T5:Tantara Mots-clés : "Ranavalona III", "Rainilaiarivony", "Frantsa", "Angletera", "fanjanahantany","tafika malagasy", "akora fototra"," harena an-kibontany"," 1896" Index. décimale : 900 Histoire géographie Résumé : Tamin'ny vanim-potoana nanjakan-dRanavalona faha III no lasa zanatany i Madagasikara. Samy nifaninana teto ny firenena anglisy sy frantsay nahatsikaritra ny fahabetsahan'ny harena an-kibon-tany sy ny fahafahana mamokatra akora fototra sy vokatra maro. Ankoatr'izay dia tena "stratejika" ihany koa ny toerana misy ny nosy Madagasikara teto @ ranomasim-be indianina satria manamora ny fivezivezena sy fitaterana ny vokatra any ivelany.Na dia niezaka hanohitra ary ny fitondrana notarihin-dRainilaiarivony dia resy nohon'ny fahalemen'ny tafika Malagasy. Note de contenu : Mitanisa ireo antony avy any ivelany sy antony anatiny nahatonga ny fahaverezan'ny fahaleovan-tena Malagasy ity raki-peo ity: ankoatran'ny tsy fahalemen'ny ara-tafika nandritry ny fitondran-dRainilaiarivony dia nisy filàna fototra ara-toe-karena ihany koa nanosika ny frantsay sy ny anglisy hiady hitrandraka ny harena nisy teto Madagasikara. Difficulté : Moyen Public cible : Elève Préréquis : Ireo olana ara-toekarena, ara-tsosialy sy ara-tafika nisy nandritry ny fitondran-dRainilaiarivony sy ny Mpanjaka Ranavalona III teto Madagasikara Nature de contenu : Tohana ara-pedagojika vaky haino Tranche d'âge : 8-11 ans Permalink : https://hay.education.mg/opac_css/index.php?lvl=notice_display&id=416 Documents numériques
![]()
-x-x-x-x-Fichier son mp3Aucun avis, veuillez vous identifier pour ajouter le vôtre !
Titre : FIANTRAIKAN'NY FANJANAHAN-TANY TETO MADAGASIKARA : Lafin'ny toe-karena sy ny sosialy Type de document : document multimédia Année de publication : 2024 Importance : Faharetany: 13' Format : Tohana pedagojika vaky heno Accompagnement : Ordinateur, tablette Note générale : Tohana ara-pedagojika vaky haino natao hanampy ny mpianatra amin'ny fanamafisana ny lesona tantara ianarana ao amin'ny kilasy taona fahadimy ny votyoatin'ity raki-peo ity.Misongadina ao ireo fiantraikan'ny rafitra fanjanahantany teo amin'ny lafin'ny tpoe-karena sy ny sosialy.Ahafahan'izy ireo manao tombana ihany koa ny fihainoana ity raki-peo ity hatramin'ny farany. Langues : Malgache (mlg) Langues originales : Malgache (mlg) Catégories : CYCLE PRIMAIRE:T5:Tantara Mots-clés : "Tsy fitovian-tsaranga","indigènes na vahoaka maro an'isa","nationalité française", "sekoly frantsay", "sekoly vahoaka malagasy", "soatoavina","fomba amam-panao","fanindraindrana", "tany midadasika" Index. décimale : 900 Histoire géographie Résumé : Nihena ireo velarantany lonaka sy mahavokatra satria nobodoin'ireo mpanjanaka, teraka ny tsy fitovian-tsaranga teo amin'ny samy Malagasy ("citoyens français" et indigènes): samy hafa ny Sekoly, ny fiteny ,ny sata mifehy. Very ireo fomba amam-panao teo amin'ny fiaraha-monina fahagola,niova ny toe-tsaina sy ny soatoavina. Hita taratra teo amin'ny fomba fitafy, fihetsika sy fiteny ary nihatakona ny fihavanana. Note de contenu : Ireo fatiantoka ara-toe-karena toy ny fahaverezan'ireo tany lonaka midadasika, ny fahapotehan'ny soa-toavina, ny toe-tsaina nisy teo amin'ny fiaraha-monina Malagasy ary ny tarazo ratsy teo amin'ny lafin'ny fanabeazana napetraky ny vahiny mpanjanaka tamin'izany. Difficulté : Moyen Public cible : Elève Préréquis : Rafitra ara-toekarena sy sosialy teto Madagasikara nandritry ny fanjanahantany Nature de contenu : Tohana ara-pedagojika vaky haino Tranche d'âge : 8-11 ans Permalink : https://hay.education.mg/opac_css/index.php?lvl=notice_display&id=415 Documents numériques
![]()
-x-x-x-x-Fichier son mp3Aucun avis, veuillez vous identifier pour ajouter le vôtre !
Titre : IREO HETSIKA FANOHERANA NY FANJANAHANTANY : Hetsika teto afovoan-tany nanoheranan n fanjanahantany (1895-1898) Type de document : document multimédia Année de publication : 2024 Importance : Faharetany: 13' Format : Audio Langues : Malgache (mlg) Langues originales : Malgache (mlg) Catégories : CYCLE PRIMAIRE:T5:Tantara Mots-clés : "Hetsika fanoherana","fikomiana" "fanjanahantany", "1895", "1898", "Menalamba", "Sadiavahy", "Rabezavana","Rainibetsimisaraka", "fitiavan-tanindrazana" Index. décimale : 900 Histoire géographie Résumé : Nahery vaika ny fanoherana ny fanjanahantany teto anivon-tany. Anisan'izany ireo hetsika notanterahin'ny Menalamba sy ny Sadiavahy.Samy manana ny tanjony, ny mpikambany ary ny fisehony ireo fikomiana ireo. Anisan'izany ireo fikomiana notarihan'i RABEZAVANA sy RAINIBETSIMISARAKA. Nisy ny fahombiazana tao anatin'ny hetsika natao fa nisy kosa ny tsy fahombiazana nohon'ny antony maro samihafa. Marihina fa fitiavan-tanindrazana amin'ny ankapobeny no nanosika ireo mpitolona tamin'izany. Note de contenu : Ankapobeny dia mifototra amin'ny resaka fanoherana ny fanjanahantany nisy teto afovoan-tany ny votoantin'ity tohana ara-pedagojika vaky haino ity. Natao indrindra hanamafisana ireo fahalalàn'ny mpianatra ao amin'ny taona faha-dimy izy io ary misy tombana ihany koa any amin'ny fiafaran'ny sehom-pampianarana raketiny. Difficulté : Facile Public cible : Elève Préréquis : Fanjanahantany, Ireo antony nahatonga ny fanjanahantany Nature de contenu : Tohana ara-pedagojika vaky haino Tranche d'âge : 8-11 ans Permalink : https://hay.education.mg/opac_css/index.php?lvl=notice_display&id=412 Documents numériques
![]()
-x-x-x-x-Fichier son mp3Aucun avis, veuillez vous identifier pour ajouter le vôtre !
Titre : IREO ZAVA-BITAN'NY MPANJANAKA : FAMBOLENA SY FAMOKARANA VOLY FANODINA ARY NY FITATERANA Type de document : document multimédia Année de publication : 2024 Importance : Faharetany: 13' Format : Tohana pedagojika vaky heno Accompagnement : ordinateur, tablette Note générale : Mitantara fohy ny toetoetry ny toe-karena sy ny lafiny sosialy nandritry ny fanjanahantany ity tohana ara-pedagojika ity. Manamafy ny votoantin-desona tantara ao amin'ny kilasy taona fahadimy ary manampy ny mpianatra ny amin'ny fanaovana tombana. Langues : Malgache (mlg) Langues originales : Malgache (mlg) Catégories : CYCLE PRIMAIRE:T5:Tantara Mots-clés : "Fanjanahantany","rafitra ara-toe-karena","rafitra ara-sosialy","famokarana", "fambolena", "fitaterana", "voly fanodina", "voly fanondrana","seranan-tsambo"," seranam-piaramanidina", "làlana","tetezana", "trano fitsaboana sy fanaovam-baksiny", "sekoly","tany lonaka". Index. décimale : 900 Histoire géographie Résumé : Nahazo vahana ny famokarana voly fanodina sy fanondrana,nibahan-toerana ny fanaovana foto-drafitr'asa fitaterana, sekoly sy trano fitsaboana maro no naorina. Nitarina ireo velaran-tany lonaka sy mahavokatra mba ahafahana manabe voho ny fanondranana any ivelany. Note de contenu : Resahana ato ireo fepetra rehetra noraisin'ny mpanjanaka mahakasika ny lafiny toe-karena sy ny sosialy.Anisan'ny sahanasa nisongadina tamin'izany fotoana izany ny fanondranana vokatra any ivelany, ny fanamboarana foto-drafitr'asa, ny fampitomboana ny velaran-tany famokarana. Difficulté : Moyen Public cible : Elève Préréquis : Ireo anton'ny nahatonga ny fanjanahan-tany Nature de contenu : Tohana pedagojika vaky haino Tranche d'âge : 8-11 ans Permalink : https://hay.education.mg/opac_css/index.php?lvl=notice_display&id=414 Documents numériques
![]()
-x-x-x-x-Fichier son mp3Aucun avis, veuillez vous identifier pour ajouter le vôtre !
Permalink